| Entry | 1 tahàka ny |
| Elementary words | 2 tahàka |
| Part of speech | 3 preposition [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara. [1.1] |
| Analogs | 5 ohàtra, mitovy, sahala, toy, toa |
| Anagrams | 6 tahàka ny, 7 tinahaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|